19 Mars "Fetin'i Masindahy Josefa"
Fetin'i Masindahy Josefa tokoa androany. Mba mankalaza koa aho satria fetin'ny Olomasina mpiahy sy mpiaro ny sekoly nanabe sy nanolokolo ahy fahiny, ary mbola Olomasina mpiahy ny fiangonana misy ahy ankehitriny. Dia miarahaba anareo izay tompo-pety androany koa, dia ho tratran'ny manaraka mitsingerina eny foana
"Izy no Olomasina mpiahy ny mpandeha, mpifindra monina, mpiasa, ary ny mpandrafitra"
Ray modely sy filamatra tao anatin'ilay FIANAKAVIANA MASINA
FANHAIKY
Am-pitiavana be foana
(70) Hametraka hevitra (0) Verindrohy (trackback) Rohy maharitra